Maro ny zavatra azo atao raha te ampandroso ny firenena ary ny fanabeazana no fototry ny fandrosoana. Ho an’ireo izay te handray anjara amin’ny fanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara, mandray an-kafaliana anareo ho mpikambana ato amin’ny NGO Mpianatra izahay. Betsaka ire andraikitra azo sahanina sy anjara biriky azo entin’ny tsirairay. Apetraho eto ny mombamomba anao ary ifandray aminao izahay. Mankasitraka shady ny fandavan-tenanao ny NGO Mpianatra
Posted inVovonana Mpianatra
Hiditra ho mpikambana ao amin’ny Mpianatra

Mpianatra Malagasy